Malagasy
stringlengths 1
500
| emotion
stringclasses 7
values |
|---|---|
Fannter tsy manam-pahaizana manokana ny fetzer satria tsy ny fampiroboroboana ny fambolena ihany no ao anatin'io fitsipika io.
|
neutral
|
Manampahaizana manokana ary sangany momba ny varika ity profesora malagasy ity ary tena reharehan'ny firenena Malagasy tokoa izy.
|
anger
|
Samy manao izay saim-patany avokoa ankehitriny na ny mpamily na ireo olon-tsotra.
|
neutral
|
Ho an'ny mpiloka dia misy casinos manana milina slot.
|
neutral
|
Natakalony tao ireo vola ary.
|
sadness
|
Proverb Angady tsy mahatapaka ahitra.
|
neutral
|
Nanantitrantitra ihany koa tamin'ny mpanabe fa hianatra no hahatongavany eto.
|
neutral
|
Ploralin'ny anarana iombonana Italien.
|
neutral
|
Matetika no misy kofehy masoandro ny akanjon'ny masoandro, izay ahafahana mampiasa azy amin'ny endriny rehetra.
|
disgust
|
Mpivaro-tena na vehivavy janga: Vehivavy mivelona amin' ny fitondran-tena ratsy.
|
neutral
|
;-) Mahaiza mihevitra ny hafa.
|
neutral
|
Eto no hahitanao ny fampiharana fanisana kaloria tsara indrindra ho an'ny Android.
|
neutral
|
Tsy nisy anefa ny valanaretina tany an-dohasaha tany.
|
neutral
|
Nitondra eritreritra ratsy tato an-tsaiko izany ary nanomboka "nieritreritra mafy aho": Ny zavatra lazainao dia, misy ny fitsaboana ny tazomoka, fitsaboana voaporofo izany ary tsy mba nampiasaina."
|
disgust
|
Hotanterahina afaka telo andro ny fifidianana Loholona eto Madagasikara handraisan'ireo mpifidy vaventy anjara.
|
neutral
|
Afa-tsy ny harary fo, koa dia ny hafa no handidy,
|
neutral
|
Miasa amina orinasa iray eto an-dRenivohitra izy ary mahaleo tena ara-pivelomana tanteraka.
|
disgust
|
Ity elanelana tao lavitra akaniko
|
neutral
|
Raikitra ny lalao, vonona ny mpanatrika
|
sadness
|
Samy mba natera-behivavy avokoa ny Malagasy rehetra ary samy mahatsapa ny lanjan'izany atao hoe " Reny " izany.
|
joy
|
Anisan' ny noresahina tamin'izany ny fiainam-pirenena sy vinam-pampandrosoana ho entin'izy ireo.
|
disgust
|
retry aja hahahaha.
|
sadness
|
Manana fomba fiaraha-miasa roa isika:
|
neutral
|
Azonao atao ny mahita eto ny seho, lalao, rindrambaiko ary sarimihetsika tsara indrindra.
|
neutral
|
Tsy manimba ny fiainan'ny biby fiompy izy ireo.
|
disgust
|
Zavatra no somary miavaka eo amin'ny tontolo virtoaly, izay afaka manana lalao ady tsy amin-tahotra ny vokany.
|
neutral
|
Hiverina any amin'ny Ahora Mazda.
|
sadness
|
Raha tianao ny famoahana dia lazao anay ny serivisy inona "VPN" mampiasa na manoro hevitra ianao ary maninona?
|
neutral
|
Midika ve izany fa tsy misy zavatra ataonao handroahana azy ireo?
|
neutral
|
fo, izy tany an-danitra, dia tsy azo hohanina.
|
fear
|
Nolavina anefa izany.
|
neutral
|
Tsy mahagaga, noho izany, fa tamin'ireo hetsika taorian'ny Kônsily faharoa tao Vatikana dia noheverin'ny Papa Paoly VI (ho katesizy lehibe amin'ny androm-piainana ankehitriny) fa nisarika indray ny saina aman'eritreritra ny katesezin'ny Fiangonana.
|
neutral
|
Fa tombony hevitra, Tsy miresaka mivantana ny zazavavy dia liana amin'ny.
|
neutral
|
Mety tsy hiverina ny fizahantany raha tsy voafehin'ny faritra ilay virus.
|
disgust
|
Nanangana monastera maro izy anisan'izany ny monastera malaza 'Lhan-Paderne-Vaur' tany Galles.
|
neutral
|
Isaky ny faran'ny herinandro, niasa toy ny mpandrafitra aho ary nanao asa kely teny ho fanampin'ny vatsim-pianarana.
|
neutral
|
Tsy fantatra hoe iza ny olona hafa dia hiverina ho avy, miandry mampivelatra ny adrenaline sy mampivelatra ny nofinofy.
|
neutral
|
Apetraka ambony passoire ilay face misy taratasy.
|
neutral
|
Vitan - dratsy sa ...tsy anjara
|
neutral
|
Efa nandrangaranga rahateo ny eo anivon'ny Ceni, afakomaly, fa tsy azo atao izany tsapan-kevitra izany ary tsy mbola zakan'ny fiarahamonina politika eto amintsika.
|
neutral
|
Efa manomboka betsaka ihany ny mody fanina tsy sahy miresadresaka raha vao mifanena aminay fa leo hono!!!!!na matahotra ny hifanazava no tena marina.
|
neutral
|
Proverb Ny mpivady no miady: ny hitsiny no aolaka.
|
neutral
|
Mitranga ity ny sedra noho ny loza mananontanona amin'ny fielin'ny pesta.
|
neutral
|
Ny trano famakiam-boky sy rakitra lohateny dia nahazo alalana tamin'ny alàlan'ny lisansa GNU Lesser General Public Licence.
|
anger
|
Taiza ny fihadiam-bato nitrandrahana azy ?
|
sadness
|
fahatezerana sisa dia isikinanao.
|
neutral
|
Ny tosidra ambony.
|
neutral
|
ny raiko ka hihinana amin'ny hazan'ny zanany, mba hitsofan'ny fanahinao rano ahy.
|
neutral
|
amin'ny andaniny izay mandray ny fanapahan-kevitra hanapaka ny
|
disgust
|
Easy mampiasa interface tsara.
|
sadness
|
Moa ve nisy fiantraikany tamin'ny fifidianana izy iny ?
|
neutral
|
Vonona ny CITES hanome tantsoroka antsika amin'ny fanatanterahana ny Paikady hapetraka.
|
disgust
|
Ny fomba tokana ahafahako mitazona ny maha-olombelona ahy dia ny fandevenana ireo niharan'izany. " - Seijuro Hiko
|
neutral
|
Tsy te hahita olona hanao tatitra izahay, fa te hanao - ary afaka - manao izay vitanay .
|
sadness
|
ploralin'ny teny reumatismo
|
neutral
|
Ny vokatray mafana rehetra dia manana lafatra aorinan'ny fanohanan'ny serivisy fivarotana.
|
neutral
|
Manentana ny tsirairay mba samy hanary ny fako amin'ny toerana voatokana amin'izany.
|
neutral
|
Rehefa niresaka momba ny teo aloha izahay, ny mpivarotra isan-karazany dia manolotra safidy fametrahana tahiry samihafa.
|
fear
|
Aroy: Matoy tsy mitretre kajo.
|
neutral
|
Ny tena marina dia tamin'ny internet io tononkira io no nalaiko fa ny contexte tsy fantatro.
|
neutral
|
Maloka raha ny valiny azoko avy amin'ny tenako ihany.
|
joy
|
Ny mpahay siansa no mamantatra ireo tebiteby manjavozavo ao anatin'ny fotoana fohy
|
neutral
|
Betsaka ny toe-javatra azo apetraka ao amin'ny tontonana fitantanana ny router.
|
neutral
|
Toamasina: Tratra ireo andian-jiolahy enina isan'ireo mpanendaka hikohizana
|
neutral
|
Atao tànana, miaraka amin'ny fitaratra tsirairay voasokitra ao anaty kopia tokana.
|
neutral
|
Ankoatra ny fahafaham-pon'ny mpanjifa, inona ireo singa hafa amin'ny fahombiazan'ny Steadfast?
|
disgust
|
Toamasina: Manohy hatrany ny asa sosialiny ny MMA
|
sadness
|
Mahaliana fa tsy mora ny manomana ny fomba fahandro anao.
|
surprise
|
Johnny Hallyday Frankie et Johnny
|
neutral
|
Ny kalitao no lohahevitra voalohany.
|
surprise
|
Sydney Penny - Leo Or Not?
|
anger
|
Ary ny poofa Stanolone Raw dia azo ampiasaina ho fitaovana fanafody.
|
sadness
|
Dia tsy nety intsony ny tohiny fa asabe ho an'izay tokony hanao ilay izy indray.
|
neutral
|
Fantany mantsy hoe nanetry tena i Mosesy matoa niaiky hoe voafetra ihany ny zavatra hainy.
|
neutral
|
Tsy mbola misy velively ny vaksiny isorohana ny pesta hatramin'izao.
|
neutral
|
Nambarany fa mbola hisy koa ny fiompiana akoho sy ny fanomezana lalam-barotra ho azy ireo.
|
sadness
|
Nandana AM Nandana
|
neutral
|
Endriky ny matoanteny amin'ny teny romainina
|
fear
|
Anahy Mary Margarita Anahy
|
neutral
|
tsy mila hafa spydeerco
|
disgust
|
Ny marary dia afaka mampiasa ny mombamomba azy manokana ho an'ny fivarotam-panafody mba hametrahana ny filaharany, izay miantoka ny fiainany manokana.
|
neutral
|
Not Alaina Dawson.
|
anger
|
Ny didy n'ela no teny izay re ...
|
sadness
|
Manamora ny asa izany sy manampy betsaka ireo vahiny mpizahatany.
|
joy
|
Nanararaotra ny tsy naha tao an-toerana ny rain'ilay zaza ireo jiolahy tamin'io fotoana io.
|
neutral
|
Ho an'iza ny lokon'ny volom-borona mena?
|
neutral
|
relao ao espao.
|
joy
|
Capacity Inner dia Outer dia
|
neutral
|
Eny hatrany amin' ny Vakinimananara amin' ny faritr' Anjozorobe dia misy Zanadralambo.
|
neutral
|
Fa amin'ny ankapobeny dia azo adika hoe:
|
neutral
|
Fitohizan'ny hafatra: resaka visa
|
anger
|
Any am-parandrahona andrefana any: misy fiainan-tsamihafa.
|
disgust
|
UNESCO no dia
|
neutral
|
Andramo Amin'ny Teny Lezgi Izany!
|
joy
|
Melala ana ita au hidede amine.
|
neutral
|
Volam-panjakana: vita ny tatitry ny Cour des comptes
|
joy
|
Mizaka ny vokatr'izany fikomiana izany isika rehetra.
|
neutral
|
Fa tsara Ianao, hira no atolotray
|
neutral
|
Fa dia tohizo ny resaka eto ee....
|
neutral
|
Omeo izay tsy manompo anay amin'ny fampiroboroboana ny fahazoana entana faharoa io koa dia safidy maharitra.
|
neutral
|
Subsets and Splits
No community queries yet
The top public SQL queries from the community will appear here once available.